Entry fanotrika (otrika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina manotrika, na mitahiry vain' afo ao anaty lavenona na mametraka voankazo amin' ny toerana tsy azon-drivotra mba ho masaka, na mampiery (miaramila) [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31