Entry otra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fisafoana sady famoretana amin' ny tanana ny faritra iray amin' ny tena mba hampahalefadefaka ny hozatra marary na mivonto na vizana. [Rajemisa 1985]
Explanations in English root of voaotra, orina, miotra, manotra [Richardson 1885]
Derivations 

Updated on 2020/07/31