Entry miotra (otra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Safoina sy tsindriana amin' ny rantsantanana mba hitsotra ny hozatra amin' ny faritra marary: Miotra isan-kerinandro aho [Rajemisa 1985]
Explanations in English to be rubbed
¶ also provincial for mianotra [Richardson 1885]
Morphology 
miotra
niotra
hiotra
miora

Updated on 2020/07/31