Entry manotra (otra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Misafo sady mamoritra amin' ny tanana ny faritra iray amin' ny tena mba hampahalefadefaka ny hozatra marary na mivonto na vizana [Rajemisa 1985]
Explanations in English to massage, to rub [Hallanger 1973]
Explanations in French masser, frictionner [Hallanger 1974]
Morphology 
manotra
nanotra
hanotra
manora
Quotes 

Updated on 2020/07/31