Entry ondrindrano (ondry, rano)
Part of speech noun
Malagasy definition Anarana omena ny angidina eo amin' ny fiofoany faharoa rehefa avy miala amin' ny maha-tsindretra azy, izay fiofoany voalohany raha vao mivoaka ny atody [Rajemisa 1985]
English definition a water-insect, which is the larva of a species of dragon-fly. [Richardson 1885]
Vocabulary 
Analogues  angidina
Examples tsy patsa tsy ondrindrano
ngosoany manetsihetsy
[Fox: Hainteny, number 406]
Quotes 

2015/12/27