Entry Ohabolana sy fomba fiteny
Elementary words ohabolana ; fomba ; fiteny
Part of speech name (book title)
Explanations in Malagasy Navoakan' i Léonard Ramaroson tamin' ny taona 1958. Boky roa no tafavoaka. Tsy voaisa ny ohabolana zavon-tany ao. Ny mahahafa kely azy ity, dia ny fandaharana ny ohaholana araka ny fihetsi-panahy malagasy (firaisan-kina, fifankatiavana, havana sy mpianakavy...) ary mbola voatsikera amin' ny lafiny sy andinidiny indray. [2.299]
Author Ramaroson Léonard, 1958
Tables and plates All the titles

Updated on 2023/06/11