Entry fiteny (teny)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny iombonan' antokon' olona iray, izay saika mandrakariva iray firenena: Mirindra aoka izany ny fiteny malagasy.
Fomba entina miteny: Mahitsy fiteny io zaza io izany
Zavatra lazaina: Niova fiteny ianao izany
Fomba na baiko atao fifandraisana: Fiteny tsy fantatra ny an' ny biby
Azo tenenina: Teny tsy fiteny eo imason' olom-pady izany [1.1]
Explanations in English A language
The customary way of speaking [1.7]
Explanations in French Manière de parler [1.3, 1.8]
 Le language
Ce qu'on peut défendre [1.3]
 Une langue [1.8]
Examples 
1Nony kelikely, azon' I Lidy an-tsaina fa Komoriana ity olona hafahafa fiteny ity; [2.470]
2Azon' ny fanjakana atao ny manambany anao, na amin' ny fiteny na ny fihetsika. [2.471]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : fiteny, fiteniko, fiteninao, fiteniny, fitenintsika, fiteninay, fiteninareo, fitenin', fitenin-, fitenim-
Prefixed : -piteny, -piteniko, -piteninao, -piteniny, -pitenintsika, -piteninay, -piteninareo, -pitenin', -pitenin-, -pitenim-
Compound words 
Titles Famotorana ny fiteny malagasy
Firaketana ny fiteny sy ny zavatra malagasy (Randzavola Henri)
Fiteny Mamiko (Rajemisa-Raolison Régis)
Gramera na ny fianarana ny fiteny malagasy (Andrianony)
Ny Fitenin-drazana (Rasamuel Maurice)
Ohabolana sy fomba fiteny (Ramaroson Léonard)
Proverbs 

Updated on 2023/06/26