Entry ny fanambadiana tsy nafehy fa nahandrotra
Elementary words fanambadiana ; tsy ; afehy ; ahandrotra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ny fanambadiana tsy natao tsy ho azo ravana akory. (Marihina fa angamba fitenenana vao niforona tatỳ aoriandriana ihany io fa tsy aratoe-tsaina malagasy hatrany an-tendrony akory, izay azo heverina ho nitrangan' ilay fitenenana hafa fandre matetika manao hoe: Ny fanambadiana lamban' akoho ka faty no isarahana) [1.1]

Updated on 2023/03/23