Entry | 1 afehy |
Root | 2 fehy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Entina mamehy, mamatotra: Itỳ tady itỳ afehy ny entanao fa mafy [1.1] |
Explanations in English |
5 used of that employed for tieing. [1.2] |
Examples |
6 Izay ataon' ny vehivavy momba ny nofo aminy ao, tsy afehy ny lalàna momba ny fatodra. [2.245#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Updated on 2023/01/19 |