Entry ny diavolan-ko lava, ny kilalao mbola ho ela
Elementary words diavolana ; ho ; lava ; kilalao ; mbola ; ela
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-manome fankaherezana olona, izay tsy nahomby na tsy nandray aniara tamin' ny asa na kilalao na fifaninanana iray ka ilazana aminy fa mbola misy fotoana hahazoany manarina [1.1]

Updated on 2023/06/02