Entry nahandro (handro)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny ilazana ny hanina rehetra natao teo ambony afo -- na nandrahoina -- mba ho masaka: Dia naroson' ny tompon-trano ny nahandro
Fanatitra omena olona, izay natao handrahoina: Indreto izahay mitondra nahandro kely ho anareo, tompoko, ondry iray, akoho dimy, ary mangahazo iray harona [1.1]
Explanations in English A meal. See handro, sakafo. [1.2]
 Cooked food; cooking [1.7]
Explanations in French Mets cuisinés; repas; acte de cuisiner [1.8]
Examples 
1Manatitra ny nahandro, tompoko! [2.69]
2Dia manaova nahandro, ataovy faingana. [2.298]
Vocabulary 
Compound words 
Analogs  hanina ~ sakafo
Proverbs 

Entry nahandro (handro)
Part of speech past of active verb mahandro

Anagrams 

Updated on 2023/01/20