Entry | mpiasam-panjakana (asa, zaka) | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Olona miasa amin' ny antokon-draharaham-panjakana samihafa, izay vao nomena ny anarana hoe mpiasam-bahoaka, noho izy ireo natao indrindra hanome fahafaham-po ny vahoaka [1.1] | |
Explanations in English | A government functionary [1.7] | |
Explanations in French | Fonctionnaire [1.8] | |
Updated on 2020/07/31 |