Entry asa
Part of speech   adverb [list]
Malagasy definition   [Tanala] tsy fantatro, tsy mahalala aho [Rakotosaona 1972]
   Entina mamaly, ka milaza tsy fahafantarana na tsy fisafidianana: Rahoviana ionareo no handeha? -- Asa tsy fantatro fa manavy ny zanakay. / Handeha ianao sa hijanona? -- Asa, izay tianao no hataoko. [Rajemisa 1985]
English definition   don't know [Richardson 1885]
   I don't know [Hallanger 1973]
French definition   je n'en sais rien [Hallanger 1974]
Examples  
1"Asa," hoy Ikotofetsy, "tsy fantatro izay mahatonga izany." [Rabezandrina: Ikotofetsy, page 12]
2Asa na maty izy izay na mbola velona soa aman-tsara ihany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 172]
Synonyms   asane ~ asany
Compound words, titles, names  

Entry asa
Part of speech   noun
Malagasy definition   Teny ilazana izay atao: Asa mafy ny mitaona vato
¶ Raharaha: Inona no asan' ny rainao, ry zaza ?
¶ Fihadiana tany amin' ny angady mba hovolena: Tsy mbola vita asa itỳ tany itỳ ka karakarao
¶ Fampiasana: Asa saina [Rajemisa 1985]
English definition   tillage, labour, work [Richardson 1885]
   working the soil; work in general [Hallanger 1973]
French definition   culture du sol, travail [Hallanger 1974]
French definition   emploi, fonction, opération, ouvrage, travail [SLP: Voambolana]
Derivations  
Compound words, titles, names  
Articles  

Entry asa
Part of speech   noun
Malagasy definition   Enti-milaza fiantsoana na fiangaviana olona hanatrika lanonana na hisakafo, fandidiana olona hanao zavatra. [Rajemisa 1985]
English definition   [Richardson 1885]
Derivations  

Entry asa
Part of speech   noun
Malagasy definition   Enti-milaza fandranitana zava-maranitra. [Rajemisa 1985]
English definition   sharpening [Hallanger 1973]
French definition   affûtage [Hallanger 1974]
Derivations  

Entry asa
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Betsimisaraka] lalàna [Rakotosaona 1972]

Entry asa
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Taimoro] folo [Rakotosaona 1972]
Vocabulary  

Entry Asa
Part of speech   name (biblical book)
Malagasy definition   Asa: boky iray ao amin' ny Baiboly [Baiboly]
English definition   Acts: one of the books of the Bible [Baiboly]
French definition   Actes: un des livres de la Bible [Baiboly]
Vocabulary  

Entry ASA
Part of speech   noun (acronym) [list]
Malagasy definition   jereo Ankohonana - Sahirana - Arenina [3.1]
Vocabulary  

Entry ASA
Part of speech   noun (acronym) [list]
French definition   voir Accueil des Sans-Abri [3.1]
Vocabulary  

Entry ASA
Part of speech   noun (acronym) [list]
English definition   see American School of Antananarivo [3.1]
Vocabulary  

Updated on 2017/10/26