|
|
|
|

Entry1  mody
Root  2  ody
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  miverina [Taisaka] [1.78]
5  Miverina any amin' ny tany niaviana, tanàna na trano onenana, rehefa avy niasa na nianatra na nivahiny: Efa lasa nody daholo ny mpianatra ~ Mody isan-kariva ny mpiasa
6  Miseho ho toy ny: Mody mihaino i Koto, nefa ny sainy any Ankaratra
7  Maka tahaka: Mody adala, mody maty ny anao lahy
8  Miova ho, manjary: Nody divay ny rano tany Kanà raha vao niteny ny Tompo [1.1]
Explanations in English  9  to go home, to return home; to pretend to be what one is not. [1.2]
10  to go home, to return; to change into something else; to pretend [1.7]
Explanations in French  11  rentrer chez soi, retourner à la maison; se changer ou muer; prétendre [1.8]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Compound words 
Titles 
Proverbs  24  Proverbs containing the word mody

Anagrams  25  domy, mody

Updated on 2023/05/19