Entry (1/3) | 1 mizaka |
Root | 2 zaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitondra, mitandrina, miadidy toy ny tompony: Mahay mizaka ny fananany izy 5 Mandefitra, miaritra: Nizaka ny fampijaliana sy ny eso nandritra ny fiainany izy 6 Miantoka, mikarakara: Iza no mizaka ireto zaza kamboty ireto 7 Manana: Mizaka ny zo malagasy io vahiny io [1.1] |
Explanations in English |
8 to be master of; to be able to dispose of according to one's desires [1.7] |
Explanations in French |
9 régir en maître, disposer [1.3#866] 10 pouvoir en disposer selon sa volonté [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 16 mizaka |
Root | 17 zaka |
Part of speech | 18 active verb |
Explanations in Malagasy |
19 milaza [Tambahoaka]
[1.78, 1.1] 20 miteny [Tambahoaka, Tanosy, Taisaka] [1.78, 1.1] |
Entry (3/3) | 21 mizakà |
Root | 22 zaka |
Part of speech | 23 imperative of active verb mizaka |
Explanations in French |
24 [1.3] |
Tables and plates |
25 All the active imperatives |
Anagrams | 26 mizaka, mizakà, mizaka, mizakà |
Updated on 2023/09/25 |