Entry mitongilana (tongilana (hilana))
Part of speech active verb
Malagasy definition Mihilana, tsy miarina marina tsara, mirona, miraika: Mitongilana ity rindrina ity izany
¶ Miangatra: Mitongilana io mpitsara io
¶ Voatarika: Mitongilana amin' ny ratsy rehefa mety ho olombelona [Rajemisa 1985]
French definition penché [SLP 1986]
Morphology 
mitongilana
nitongilana
hitongilana
mitongilàna
Examples 
1Mitongilana izao ny sambolay. [Andriamalala: Ranomasina, page 18]
2Izao tokoa va re no fahagagana e, sa vintana mitongilana, sa ny lahatra sy anjara? [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 170]

Entry mitongilàna (tongilana (hilana))
Part of speech imperative of active verb mitongilana [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

Updated on 2012/09/24