Entry mamia (fia)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mangeja, mangia, mangehy, mamihina mafy: Mafy loatra no namiazako ilay voronkely ka maty tao anaty tanako tao ilay izy
¶ Mamoritra: Misy mamia voankazo hafa noho ny voaloboka hanaovana divay
¶ Manery, mamoritra: Aoka tsy hamia mafy loatra ny olom-pehezina ny mpitond ra [Rajemisa 1985]
English definition to squeeze, to press. Used of holding fast to a person, or squeezing grapes, sponges, etc. [Richardson 1885]
Morphology 
mamia
namia
hamia
mamiaza
Quotes 

2011/03/12