Entry mitokana (tokana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mipetraka irery: Mitokana ao an' efitra ao izy fa tsy miaraka amin' olona
Mankalaza zavatra vao iray, alohan' ny hampiasana azy: Ny Minisitra mihitsy no hitokana ilay trano fitsaboana vaovao [1.1]
Morphology 
Present : mitokana
Past : nitokana
Future : hitokana
Imperative : mitona
Compound words 
Proverbs 

Entry mitokàna (tokana)
Part of speech imperative of active verb mitokana [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/10/04