Entry (1/2) | 1 mitoby |
Root | 2 toby |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Milasy: Mitoby atsy avara-tanàna ny miaramila 5 Miangona, miavosa, miavovona: Izaitratra ny vary mitoby ao an-tsena fa fararano ny andro [1.1] |
Explanations in English |
6 to encamp [1.2] 7 to camp [1.7] |
Explanations in French |
8 camper [1.6] 9 être rassemblés [Tanala] [1.6] |
Morphology |
|
Analogs | 14 1.1=miangona=mitangorona=mihorona=mifanongoa=miavosa=miavovona=mivangongo=mivongaingy=mivozezika=mamozezy, mitobe |
Entry (2/2) | 15 mitôby |
Part of speech | 16 active verb |
Explanations in Malagasy |
17 mipetraka [Tanosy]
[1.78] |
Anagrams | 18 mitoby, mitôby, mitoby, mitôby |
Updated on 2023/01/20 |