Entry miavovona (avovona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miavosa, mifanongoa, miavoavo be: Vato miavovona [1.1]
Examples Feno menaka ny vava ary miavovona eo an-dovia ny ravin' akondro mandimandina avy nihinana. [2.470]
Morphology 
Present : miavovona
Past : niavovona
Future : hiavovona

Updated on 2023/01/20