| Entry | 1 loa-bolana |
| Elementary words | 2 loaka, 3 volana |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 miteny tsy satry noho ny hagagana eo anatrehan-javatra tsy nampoizina, na tsara na ratsy; vaky vava, tsy maharitra ka miteny
6 vaky vava [1.1] |
| Explanations in English |
7 to feel compelled to speak out; to speak out when no longer able to keep silent
[1.7] |
| Explanations in French |
8 qui se sent obligé de parler; qui parle, ne pouvant plus se taire
[1.8] |
| Updated on 2025/09/12 |
|