Entry mitandavana (tandavana (lava))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza zavatra milahatra manaraka ny lavany, manao tohy lava: Nitandavana hatreny an-tsena ka hatreny an-tsekoly ny mpianatra. / Irỳ tendrombohitra tomandavana -- Soa malomaloka mavamavana... " (Ny Avana) [1.1]
Morphology 
Present : mitandavana
Past : nitandavana
Future : hitandavana
Synonyms tomandavana

Updated on 2023/01/20