| Entry | 1 tandavana |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Filaharana manaraka ny lavany, toy ny an' ny hazo maniry eny amin' ny sisin-dalana
[1.1] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 6 tandavan-tendrombohitra |
| Anagrams | 7 Tanandava, tanan-dava, tandavana |
| Updated on 2025/11/27 |
|