Entry tomandavana (tandavana (lavana))
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Lava be mifampitohitohy, avo mitohy vovoka: "Irỳ tendrombohitra tomandavana / Soa malomaloka, mavamavana;/Topazo maso fa raha tazanina / Manerinerina, mahamanina" (Ny Avana) [1.1]
Examples 
1ka misy haram-bato sady avo, no tomandavana; [2.59]
2Tany lemaka tomandavana hatrany Sambava ka hatrany Mananjary ny tany Betsimisaraka. [2.113]
3Avy amin' io no niavian' ny anaran' ilay havoana na tendrombohitra lehibe tomandavana any Antsakalava hoe "Bongolava. [2.643]
Morphology 
Simple : tomandavana, tomandavan'
Derivatives 

Updated on 2023/01/20