Entry | misary zoro | |
Elementary words | misary ; zoro | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Ilazana ny akoho mankeo an-joro fa te-hanatody Ilazana koa ny olona mijorojoro eny akaikin' ny vohitra na toerana misy zavatra tetehiny na kendrikendreny: Misy iny lehilahy manifinify iny misarisary zoro eto isan-hariva [1.1] | |
Explanations in French | Chercher un coin pour pondre (se dit des poules) Chercher à s'introduire, à se faufiler [1.3] | |
Chercher à se faufiler, comme la poule qui cherche un coin pour pondre. Chercher un endroit caché pour voler [2.415] | ||
Updated on 2023/12/26 |