Entry |
misary
(sary)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manao tahaka ny, mody...: Misary adala reninareo, rankizy, miaraka amin' ireo tovovavy ireo [1.1]
|
Explanations in English | To pretend something [1.7]
|
Explanations in French | Ressembler à, feindre, simuler [1.3]
|
| Faire semblant [1.8]
|
Examples | Avy eo miseho ny tantara rehetra misary fanarabiana;
[2.470]
|
Compound words |
|
|
Entry |
misary
(sary)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mitsirika, misafo Mitady toerana, mitady lalana hitsofohana, mitsapa. [1.1]
|
Explanations in French | Inspecter, examiner, sonder; visiter le panier de pêche et l'enlever [1.3]
|
Morphology |
Present : |
misary |
Past : |
nisary |
Future : |
hisary |
Imperative : |
misaria |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
misary
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Bara]
mamangy
[1.78]
|
|