Entry misary zoro
Elementary words misary ; zoro
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ilazana ny akoho mankeo an-joro fa te-hanatody
Ilazana koa ny olona mijorojoro eny akaikin' ny vohitra na toerana misy zavatra tetehiny na kendrikendreny: Misy iny lehilahy manifinify iny misarisary zoro eto isan-hariva [1.1]
Explanations in French Chercher un coin pour pondre (se dit des poules)
Chercher à s'introduire, à se faufiler [1.3]
 Chercher à se faufiler, comme la poule qui cherche un coin pour pondre. Chercher un endroit caché pour voler [2.415]

Updated on 2023/12/26