Entry misanasana (sanasana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy (vava) Misokatra be ka tsy miafina ny ao anatiny fa miharihary daholo, mitanatana: Nisanasana ny vavan' ilay alika ka nandositra aho [1.1]
Examples Fa raha vantany vao midify ianao ka hitany irery aho dia misanasana ny vavany. [2.5]
Morphology 
Present : misanasana
Past : nisanasana
Future : hisanasana
Imperative : misanasanà

Entry misanasanà (sanasana)
Part of speech imperative of active verb misanasana [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Updated on 2023/01/20