Entry miparitaka (paritaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miely tsy amin' ny toerana iray, mihahaka, mipariaka: Vonjeo fa miparitaka ny ondry
¶ Mandositra atsỳ sy arỳ, hatraiza hatraiza: Niparitaka ny ankizy nony tonga ny polisy
¶ Misafotofoto, mifotofoto, misavorovoro, misaritaka: Tsy ho vita haingana ity fa miparitaka ny kofehy
Mitovy hevitra: mameno tanety ~ mielipatrana ~ miely ~ mihahaka ~ mihanaka ~ miitatra ~ miparasadrasaka ~ miparasaka ~ mipariaka ~ misaratsaraka [Rajemisa 1985]
 miely [SLP 1986]
Explanations in English to scatter [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Explanations in French s'éparpiller [Hallanger 1974]
 se disperser [SLP 1986]
Morphology 
miparitaka
niparitaka
hiparitaka
miparitaha
Examples Miparitaka manodidina ny trano lay ny lasin' ny mpiasa. [Andraina: Mitaraina, page 172]

Updated on 2020/07/31