Entry miitatra (itatra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miely, mihanaka: Efa miitatra izao ny fiompiana kisoa
Mitombo, mihalehibe; mihamalalaka: Miitatra ity akanjo ity rehefa misasa
Mitombo, mihamatanjaka, mandroso: Miitatra ny sain' ny ankizy
Miampy zavatra tsy tao: Miitatra tsy hita velively ny vaovao rehefa azon-dRamatoa io [1.1]
 [ mitatra ] Mitombo habe [1.13]
Explanations in French [ mitatra ] Se dilater [1.13]
Examples 
1Hitohy ihany izany zavatra izany, ary hiitatra aza [2.472]
2Misoroka ny fahavoazana tsy hiitatra izany ary hamela azy hikambana [2.424]
Morphology 
Present : miitatra
Past : niitatra
Future : hiitatra
Imperative : miitara
Compound words 
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2023/10/20