Entry mihahaka (hahaka)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Miparitaka, miely: Mihahaka eny an-tsaha ny omby
¶ Tsy mitombina fa mandeha etsy mandeha eroa: Mihahaka atsý sy arý ny saiko ~ Mihahakaha-kevitra loatra ianao [Rajemisa 1985]
English definition   to scatter, to disperse
¶ fig. to abuse, to vilify. [Richardson 1885]
   to scatter, to be scattered [Hallanger 1973]
French definition   se disperser, s'éparpiller [Hallanger 1974]
Examples  
1ny fitia efa ho lany sy ny fitia efa hihahaka tsy mba itohizam-pangoka intsony. [Fox: Hainteny, number 186]
2Andry zareo ireo ihany ireny andian' omby ireny, andia mihahaka tsy misy mpiandry, na olon-kafa. [Andraina: Mitaraina, page 202]
Morphology  
mihahaka
nihahaka
hihahaka
mihahafa
Quotes  

Updated on 2012/08/06