Entry mionona (onona)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mitony, mihaketraka, mihalefaka: Nionona ihany ny hatezerany
¶ Manaiky ny anjara ka mandefitra izay mihatra: Ry foko ô, mionòna; manaova alahelo hendry / ka ekeo ho fitondrana ny anjara sy ny tendry. (Dox) [Rajemisa 1985]
English definition   to be appeased, to be assuaged. [Richardson 1885]
   to be consoled, to be comforted [Hallanger 1973]
French definition   se consoler, s'apaiser [Hallanger 1974]
Examples   fa ny ray aman-drenin'ny adala efa manindry fo tsy ho tia / ary efa mionona an-kibo tsy hanana [Fox: Hainteny, number 322]
Morphology  
mionona
nionona
hionona
mionòna

Entry mionòna (onona)
Part of speech   imperative of active verb mionona [list]
Malagasy definition   [Rajemisa 1985]
French definition   [Abinal 1888]

Updated on 2013/05/05