Entry mikodia (kodia)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mianjera dia mivadibadika, mihodinkodina: Latsaka teto ny volako dia nikodia tany ambany latabatra
Mandeha mivarimbarina: Saika tratran' ny fokonolona ilay mpangalatra ka nikodia tany anaty hady tany
Mitovy hevitra: mikodingy ~ mikororosy ~ mikorotsaka
Mivarina amin' ny tany: Nahoana no avala hikodia eto toy izao ity marary ity?
Mitambotsotra, mivarina, mikororosy, mandrorona [1.1]
Morphology 
Present : mikodia
Past : nikodia
Future : hikodia
Imperative : mikodiava
Compound words 

Updated on 2023/08/11