Entry kodia
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra azo akorisa ka mety mivadibadika: Filokan' ny ankizy ny kodia kely ~ Kodia vato no anaran' ny vato atao amin' ny vavahadim-bohitra
Kodiarana
Fivarinana amin' ny ara-tsaina na ara-piainana. [1.1]
Explanations in English A wheel [1.7]
Explanations in French Action de rouler, de se rouler, ce qui roule, les roues, les rouages
Dégringolade au physique et au moral [1.3]
 Roue [1.8]
 Volant [1.13]
Examples 
1Misy kodia lehibe boribory no toy ny vankona hamankona ny hazo. [2.366]
2Ary izy efatra dia nitovy tarehy, toy ny kodia anatin' ny kodia. [2.996]
3Ary dia nizaha ny fanaovan-tafondro izahay, koa nisy soavaly efatra no manodina ny kodia, handoaka ny tafondro. [2.366]
Derivatives 
Synonyms kodiarana
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/07/02