Entry mikorotsaka (korotsaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mibolisatra mianjera: Nikorotsaka tany an-kady ilay olon-dratsy
Midina, mikoriana: Rano mikorotsaka ao anaty daba izany henonao izany [1.1]
Morphology 
Present : mikorotsaka
Past : nikorotsaka
Future : hikorotsaka
Imperative : mikorotsaha

Entry mikorôtsaka
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Bezanozano] Mikorosy [1.78]

Updated on 2023/01/05