Entry jadona
Part of speech   noun
Malagasy definition   Enti-milaza fijoroana mahitsy, tsy mihetsika
¶ Teny andidiana tsy maintsy arahina, tsy azo valiana: Manao jadona izy raha miteny ka tsy tian' ny olona [Rajemisa 1985]
   tomba fitondrana tsy refesi-mandidy ary tsy azo iadian-kevitra [SLP: Voambolana]
English definition   despotic authority [Hallanger 1973]
French definition   despotisme [Hallanger 1974]
French definition   dictature [SLP: Voambolana]
Examples   izany no manao lenin-dahy ary manao jadona, ka tsy tia' ny Mpanjaka raha tsy teny ifanekena: [Callet: Tantara, page 340]
Derivations  
Compound words, titles, names  
Quotes  

Entry jadona
Part of speech   adjective
English definition   authoritarian [Hallanger 1973]
French definition   despotique [Hallanger 1974]

Entry jadoña
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tanala] mpiambina andro na alina [Rakotosaona 1972]
Synonyms   gadoña

Entry jadona
Part of speech   noun
French definition   perpendiculaire [SLP: Voambolana]
Vocabulary  

Entry Jadòna
Part of speech   name (biblical) [list]
English definition   Jadon [Baiboly]
French definition   Yadôn [Baiboly]
Vocabulary  
Quotes  

Updated on 2017/04/02