Entry | mifia-dranomaso | |
Elementary words | mifiaka ; ranomaso | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Tsy mitsaha-mitomany, mitomany marain-tsy hariva noho ny fahoriana mahazo, mijaly mafy dia mafy, miferinaina andro aman' alina [1.1] | |
Explanations in English | To cry continually. [1.2] | |
Proverbs | Proverbs containing the word mifia-dranomaso | |
Updated on 2023/06/18 |