Entry mifia-dranomaso
Elementary words mifiaka ; ranomaso
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Tsy mitsaha-mitomany, mitomany marain-tsy hariva noho ny fahoriana mahazo, mijaly mafy dia mafy, miferinaina andro aman' alina [1.1]
Explanations in English To cry continually. [1.2]
Proverbs 

Updated on 2023/06/18