Entry miferinaina (ferinaina (fery, aina))
Part of speech active verb
Malagasy definition Mijaly ampanahy izaitsizy, mijaly mafy, mitoloko na mitaraindraina noho ny fijaliana mafy mihatra amin' ny tena (fiteny koa ny hoe: miferitraina): Miferinaina Ramatoa io isaky ny miditra ao an-trano ny vadiny mamo lava [Rajemisa 1985]
English definition [ miferin-aina ] to sigh, to groan, to grieve
¶ utterly unable to be happy or comfortable. [Richardson 1885]
 to be in great suffering [Hallanger 1973]
French definition être dans la souffrance; souffrir [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Other spellings 
Examples tsy miferin-aina aho fa serena
nahoana hianao no lalin'endrika?
[Fox: Hainteny, number 312]
Quotes 

2013/09/19