Entry mifanerasera (serasera)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mifampihaona matetika, mifampikasokasoka [1.1]
Examples - Tsy mba tiako, hoy aho nampitahotra azy, ny mifanerasera amin' ny toerana nisehoan-java-mafy sy lehibe toy ireny. [2.5]
Morphology 
Present : mifanerasera
Past : nifanerasera
Future : hifanerasera
Imperative : mifanerase

Entry mifaneraserà (serasera)
Part of speech imperative of active verb mifanerasera [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Updated on 2023/01/20