Entry mifandanja (lanja)
Part of speech adjective
Malagasy definition Mitovy lanja: Mifandanja ny havesatr' ireto boky ireto
¶ Mifanentana: Mifandanja amin' ny harenany ny fahalalahan-tanany ~ Mifandanja amin-dRazazalahy tokoa Razazavavy [Rajemisa 1985]
French definition proportionnel. [Vocabulary: Mathematics: algebra] [SLP 1986]
Compound words, titles, names 
Examples raha manao fofonaina mifanerana hianao / mba manao fitia mifandanja aho. [Fox: Hainteny, number 349]

Updated on 2012/08/01