Entry | lanja | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Malagasy definition | Havesaran-javatra aramizana: Firy kilao ny lanjan' io vary io? ¶ Fitondrana zavatra na biby na olona eo ambony soroka: Aza atao lanja kisoa, lehiretsy, itỳ zanak' olona! [Rajemisa 1985] | ||||||
¶ lanja haambo, fandrefesan-kaambo, fandrefesana haambo: fomba fandrefesana elanelan-kambosana ary famaritana ny haabon'ny teboka [SLP 1986] | |||||||
English translation | weight [Comp. Swa. mlanza, a pole for carrying] [Richardson 1885] | ||||||
weight [Hallanger 1973] | |||||||
French translation | poids, pesanteur [Hallanger 1974] | ||||||
importance; masse, dose ¶ lanja ara-môlan'ny atôma: valencegramme. ¶ lanja fampihenana: rapport de réduction. ¶ lanja feno fatratra afaka mandeha: masse totale roulant en charge. ¶ lanja foana: masse à vide. ¶ lanja haambo, fandrefesan-kaambo, fandrefesana haambo: nivellement ¶ lanjan'isam-bentin-kadiry: masse volumique ¶ lanjan'itatra: coefficient de dilatation. ¶ lanjan'ny fatratra zaka: charge utile. ¶ lanjan'ny filôzôfia: valeur de la philosophie. ¶ lanjan'ny mari-pana: coefficient de température. ¶ lanjan'ora: horaire, volume horaire, répartition d'horaire [SLP 1986] | |||||||
Vocabulary | Physics | ||||||
Derivations |
| ||||||
Compound words, titles, names |
| ||||||
Examples |
| ||||||
Quotes | Proverbs containing the word lanja | ||||||
Toponymy | |||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |