|
|
|
|

Entry 1  mifaly
Root  2 faly
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mampiseho hafaliana amin' ny hira sy dihy [1.1]
Explanations in English  5 to rejoice, to show one's joy, to be pleased with. [1.2]
6 to be happy, to rejoice [1.7]
Explanations in French  7 être heureux, se réjouir; se contenter [1.8]
Examples  8  amin' izany ny mpanjaka sy ny vahoaka dia mihaingo sy mifaly. [2.857#]
9  Nantsoin-dRakotondradama ny sakaizany maro hiara-mifaly aminy. [1.437#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Analogs  14  mampandihy ampinga, 15  miarahaba tena, 16  mibitaka, 17  mientan-kafaliana, 18  mifalihavanja, 19  mihavatravatra, 20  mihoby, 21  mipi-kelika, 22  miriadriaka, 23  miriaria, 24  mitaba, 25  mitavana, 26  mitsipy sandry
Combinations  27  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mifaly
Proverbs  28  Proverbs containing that word

Anagrams  29 family, 30 filima, mifaly

Updated on 2026/04/22