Entry miriaria (riaria)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mikarenjy sy milalao amin-kafaliana: Miriaria eran' ny ala ny voron-kely [1.1]
Examples 
1Nohafatrafarany mba hivavaka tsara ho an-drainy izy ireo mba hiarahany miriaria aminy. [2.470]
2Nahoana no tsy itiavanao hiara-miriaria amiko? [2.5]
Morphology 
Present : miriaria
Past : niriaria
Future : hiriaria
Imperative : miriariava
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 

Updated on 2023/01/20