Entry mihoby (hoby)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Midera amin' ny antsoantsom-pifaliana, maneho fankalazana olona amin' ny antsoantso mafim-piravoana: Nihoby azy ny vahoakaraha vao nivoaka ny fiara izy [Rajemisa 1985]
English definition   to acclaim; to shout for joy [Hallanger 1973]
French definition   acclamer, pousser des cris de joie [Hallanger 1974]
Examples  
1Nihoby sy nifaly ny fitiavana mahery noho ny fahafatesana sy ny zava-boahary rehetra [Rajohanesa: Kintana]
2Dia nihoby ny vahoaka rehetra [Callet: Tantara, page 126]
Morphology  
mihoby
nihoby
hihoby
mihobia

Updated on 2012/08/07