Entry mielanelana (elanelana (elana))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Misy elanelana: Nielanelana lahy roa Rasoa sy Ravao ~ Nielanelana roa volana ny nahaterahan'ireo mpanoratra roa ireo
Mitsangana ho mpanelanelana: Tsy naharitra fa nielanelana ny anadahin' izy mirahavavy [1.1]
Morphology 
Present : mielanelana
Past : nielanelana
Future : hielanelana
Imperative : mielanelàna

Entry mielanelàna (elanelana (elana))
Part of speech imperative of active verb mielanelana [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Updated on 2023/01/20