Entry midinidinika (dinidinika (dinika))
Part of speech active verb
Examples Tonga eo amin' ny kihon-dàlan' ny fiainako aho, ka ataoko fa hanan-tsiny amin' ise raha tsy midinidinika sy mitapatapaka ahitra. [2.5]
Morphology 
Present : midinidinika
Past : nidinidinika
Future : hidinidinika
Proverbs 

Updated on 2023/01/20