Entry misondrovaka (sondrovaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza zavatra voatelina tsy manaraka ny lalan-kanina fa nivoaka any an' orona: Nisondrovaka ilay voam-bary ka tany an' orona no nivoaka
Mivily amin' ny lala-mahitsy; lasa tampoka entin-katezerana mankany amin' ny olona iray: Nisondrovaka tatỳ Rasoa nitantara ny namelezan' i Naivo ny zanany [1.1]
Morphology 
Present : misondrovaka
Past : nisondrovaka
Future : hisondrovaka
Imperative : misondrovaha

Updated on 2023/01/20