Entry miava (ava)
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Tanala] misoroka: Kely asa ka miava vorondra (tsy manana asa ka misoroka tanimbomanga) [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] misoroka ahitra [Rakotosaona 1972]
 Manongotra ny ahidratsy maniry eny anelanelan' ny voly [Rajemisa 1985]
English definition to weed
¶ fig. to clear away anything bad, to purify. [Richardson 1885]
 to weed a field [Hallanger 1973]
French definition sarcler [Hallanger 1974]
Morphology 
miava
niava
hiava
mia

Entry mia (ava)
Part of speech imperative of active verb miava [full list]

2011/12/21