Entry (1/2) | 1 miantra |
Root | 2 antra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mangoraka, mihetsi-po hamonjy na hanampy: Fatra-piantra ny mahantra izy [1.1] |
Explanations in English |
5 to be compassionate, to be tender; to compassionate, to pity, to sympathize with; to give alms to. [1.2] 6 to have compassion on, to give help to [1.7] |
Explanations in French |
7 avoir pitié de, faire l'aumône; [1.8] |
Examples |
8 Iza moa ianao izay miantra ahy ankehitriny? [2.5] 9 Toy izany koa, mba mahay mampiseho fitiavana sy mahalala miantra. [2.472] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 14 miantrà |
Root | 15 antra |
Part of speech | 16 imperative of active verb miantra |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] |
Explanations in French |
18 [1.3] |
Tables and plates |
19 All the active imperatives |
Anagrams | 20 manitra, miantra, miantrà, manitra, miantra, miantrà |
Updated on 2023/01/20 |